<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Jeso Kristy, Tomponay !
 Jeso Kristy, Avotray !
 Avy mba hidera Anao
 Izahay mpianatrao,
 // Mihainoa, ry Jeso
 Tompo ô ! //
 Fa ny fonay, fa ny fonay
 Midera Anao.

[V2]
 Zazakely izahay,
 Zava-bitsy fantatray,
 Koa ny mahasoa anay
 Dia ankinina aminao.
 // Mihainoa, ..sns. //

[V3]
 Mamindrà fo aminay,
 Mamelà ny helokay,
 Mba hiraisana aminao,
 Fa izay no maminao.
 // Mihainoa, ..sns. //

[V4]
 Mba tahionao izahay
 Ary koa ny havanay
 Atsangano ho Anao,
 Fa izay no sitrakao
 // Mihainoa, ..sns. //</lyrics>
<title>Jeso Kristy Tomponay, Jeso Kristy, Avotray FFPM779</title>
<hymn_number>779</hymn_number>
</song>